AOKA RE NY MARINA NO LAZAINA ARY TSY MAMPISAVOROVORO NY SAIMBAHOAKA « Le gouvernement ne veut plus qu’une femme voyage seule hors de ...
AOKA RE NY MARINA NO LAZAINA ARY TSY MAMPISAVOROVORO NY SAIMBAHOAKA
« Le gouvernement ne veut plus qu’une femme voyage seule hors de Madagascar car l’État veut protéger ses citoyennes » - L’Express de Madagascar / 5 octobre 2019 – Elise Nandrasanela
Nilaza ity gazety iray ity androany fa « tsy afaka mivoaka irery an’i Madagasikara intsony ny vehivavy raha tsy mahazo alalana avy amin’ny vadiny »
Dia gaga sy talanjona aho! Governemanta oviana ? Governemanta taiza ?
No nandray an’ity fanapahan-kevitra lazain’ity Gazety ity izany?
Tsy misy lalàna ary tsy misy fanapahan-kevitra mihitsy noraisin’ny Governemanta ankehitriny mandrara ny vehivavy hivoaka irery ivelan’I Madagasikara na koa ny filazana ny hoe mila alalana avy amin’ny vadiny izy. Mampiantso ahy an’Andriamanitra mihitsy izany! Fa dia nahoana loatra re no manakorotan-tsaina toa izao e !
Miahy sy Miaro ny vehivavy, ary miady hoan’ny fahalalahany sy ny zon’izy ireo aza no laharam-pahamehana amiko. Aoka re mba ny marina no havoaka fa tsy mendrika izany ny Malagasy.
________________________________
NON À LA DÉSINFORMATION
« Le gouvernement ne veut plus qu’une femme voyage seule hors de Madagascar car l’État veut protéger ses citoyennes » - L’Express de Madagascar / 5 octobre 2019 – Elise Nandrasanela
Je suis indigné et outré d’une telle désinformation !
Aucune décision et encore moins une loi n’a jamais été prise pour interdire aux femmes Malagasy de voyager seule ou sur autorisation de leur conjoint hors du territoire Malagasy.
J’agis depuis toujours pour la protection et la défense des droits et libertés de la femme. Je me suis engagé à en faire une priorité.
La désinformation crée et alimente la confusion qui mène à la haine.
Et jamais je ne cautionnerai cela !
©️Andry Rajoelina
COMMENTAIRES