Un médecin a été arrêté à Madagascar. Selon la Police Nationale, u...Madagascar : Un médecin arrêté pour attouchements sexuels lors d'une consultation
Un médecin a été arrêté à Madagascar. Selon la Police Nationale, une femme s'est approchée de ce médecin à cause de sa maladie. Pendant que ce dernier la soignait, il y a eu des abus sexuels et des abus contre elle en échange du traitement.
Choquée par le comportement du docteur, la femme s'est présentée à la police pour porter plainte. Le médecin a été arrêté dans la foulée et a été placé en détention provisoire en attendant son procès.
PMPM - MPITSABO NIKASA HAMETAVETA ILAY OLONA NOTSABOINY : VOASAMBOTRA ARY NATOLOTRA NY FAMPANOAVANA
Vehivavy iray no nanatona mpitsabo noho ny tsy fahasalamana mahazo azy.
Rehefa nitsabo azy ilay dokotera dia nisy ny fihetsika mamoafady natao taminy sy ny fanararaotana azy hanao firaisana ara-nofo ho takalon'ny fitsaboana omena azy.
Tohina tamin'ny fihetsika nataon'ity mpitsabo ilay vehivavy ary tonga nitory teny amin'ny Polisy. Nosamborina ilay mpitsabo ka rehefa vita ny fanadihadiana natao taminy dia natolotra ny fampanoavana izy .
Nidoboka am-ponja vonjimaika ity farany mandra-piandry ny andro hitsarana azy.
Image ©Polisim-pirenena
COMMENTAIRES