Après six mois de travaux, le futur terminal international d’Ivato commence à prendre forme. Les travaux avancent vite, selon les normes de...
Après six mois de travaux, le futur terminal international d’Ivato commence à prendre forme. Les travaux avancent vite, selon les normes de modernité requises, et cela inspire confiance quant à l'avenir, a déclaré le Président Hery Rajaonarimampianina. Le grand chantier du futur terminal international de l’aéroport d’Ivato, un projet structurant par excellence, emploie plus de 300 ouvriers qualifiés et bien formés.
A l’endroit du peuple malgache, il a réitéré l'importance des projets structurants car ils contribuent à la création d'emplois, tout en s’inscrivant dans le processus de développement, à la création de valeur ajoutée, et, surtout, participent au rayonnement du pays à travers le Monde.
Ce nouveau terminal s’étendra sur 17 500 m², et disposera de trois passerelles de débarquement et d'embarquement direct vers les aéronefs, ainsi que des espaces commerciaux. La piste sera également rénovée et le nouveau tarmac sera à même d'accueillir tous types d'avions. Le terminal aura une capacité d’accueil de plus de 1,5 millions de passagers par an. Quant au parking de l’aéroport, il pourra accueillir jusqu’à 400 véhicules. Dans deux ans, l’Aéroport International d’Ivato fera la fierté du secteur de l’aviation civile de Madagascar et sera une référence régionale.
Fanamboarana ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena eny Ivato: manara-maso ny fandrosoan’ny asa ny filoham-pirenena
Araka ny filoha Rajaonarimampianina dia efa mandroso tsara ny asa fanamboarana ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena eny Ivato raha enim-bolana lasa izay no niantombohany. « Mandroso haingana ny asa, ary manaraka ireo fenitra maoderina ilaina, ary manentana ny fahatokisana amin'ny ho avy izany » hoy izy. Nanambara ihany koa ny filoha fa manan-danja lehibe ny tetikasa tahaka izao eo amin’ny famoronana asa ary tafiditra amin’ny asa fampandrosoana ihany koa.
Ny fanamboarana ny seranam-piaramanidina eto ivato ity dia tetikasa lehibe izay mampiasa olona efa voaofana mihoatra ny 300, ary manana fivelerana 17.500 metatra toradroa. Hisy toeram-piondranana sy fidinana amin’ny seranam-piaramanidina miisa telo ary toeram-barotra sy fisakafoana samihafa.
Havaozina ihany koa ny toeram-piantsonan’ny fiaramanidina ary ho afaka handray ireo karazana fiaramanidina rehetra. Afaka mandray mpandeha eo amin’ny 1,5 tapitrisa eo ity ary ny toeram-piantsonan’ny fiara dia hahazaka fiarakodia eo amin’ny 400 eo. Afaka roa taona ity ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenen'Ivato ity dia ho reharehan'ny sehatry ny fiaramanidina sivily eto Madagasikara sy ny faritra manodidina.©Présidence Madagascar